NARINDRA
04/10,2008
1e balad en moto,ça vou dirè?
Ankapobeny | Hevitra (1) | Hametraka hevitra
04/10,2008
Cmen vou m trouV?lol
Za t@herintaona io,just nalaina avan ny niaingàko tao Manakara iakatra aty Tanà.Mba mametrak souvenir e!!!!!Ankapobeny | Hevitra (0) | Hametraka hevitra
04/14,2007
Narindra RAMAMONJISOA
Manao ahoana e!
Ity zany ny blaogy-ko ato dia mazotoa mijery na dia ratsy sary aza,hihi
Mahazo mametraka commentaire koa ra tiana!
OK!
Ankapobeny | Hevitra (2) | Hametraka hevitra
09/07,2006
Tsy Photogenique e!
Ity sary ty ndray de fahatsiarovana ny nafahako BAC.Afaka aho zany,de tsy maintsy handao an'ilay tanàna ka mba naka sary kely ndray.T@ io mou de teny @ plage dol zay mianakavy,za mou mba manao veloma an'ilay ranomasina,mo zareo mba maka rivotra kely.Ts'is Universite manko MANAKARA de voatery miakatra aty Tananarivo,sady aty kou ny Tanindrazana e!Aiza no tsy hody an-Tanindrazana mou,ndrindra rahatrizay.D zay zany,faly B aho t@io
Ankapobeny | Hevitra (2) | Hametraka hevitra
09/07,2006
Bon,t@ty ndray de tany aminay Lôla nijery ny reniny tany,de zà mou tia anreny hirany milantolanto reny(mpankafy e!)D nandalo tany @zokinay izy de hitako ary avy eo izy nanao séance de photo de mba naka kou za e!Sady mba ho fahatsiarovana kou e!Fa lé hirany @zao kosa aloha tsy de tiko ntsony e!Lé genre de musikany ngambaAnkapobeny | Hevitra (0) | Hametraka hevitra
09/07,2006
SARY FAHATSIAROVANA
Ben,io zany lé sariko e!Vô vita BAC t@io de very lé CIN juste t@ sciences farany.D ny vendredi n'iny io nakàko sary io,eny amoron-dranomasina manko ny Fivondronana,de nanao duplicata zany t@io hihihihi nefa vô tsy ampy erintaona akory ny nahazoana anazy.Ny anay manko,ny fivondronana eny amoron-dranomasina de nanararaotra nanamarika anlé ftôna nahavery ny karatro aho,de naka sary kely lol!Lé mpitarika ny posy nandehanako mou de nitaraina ny haka hiaraka amiko kou,ka de nekeko e!Tsy manin!Sady nasainy natao 2 exemplaires kou lé izy après!Ankapobeny | Hevitra (0) | Hametraka hevitra
09/07,2006
Tonga soa johannah!
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.